plt_tn/jer/19/06.md

32 lines
872 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# tsy ho antsoina intsony hoe Tofeta ity toerana ity
DH: "tsy ho antsoin'ny olona hoe Tofeta intsony ity toerana ity"
# Tofeta ... Lohasahan'i Ben-Hinoma ... Lohasahan'ny Famonoana
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31.
# Ho ataoko ho lavon'ny sabatra eo anoloan'ireo fahavalony izy ireo
DH: "Ho ataoko vonon'ireo fahavalony amin'ny sabany izy ireo"
# ny tanan'ireo izay mifofo ny ainy izy ireo
Io fehezanteny io dia mitovy amin'ilay fehezanteny teo aloha ny heviny. DH: "ho avelako ho vonoin'ireo izay te hamono azy ireo izy ireo"
# fihisitrisitra
Ilay mamoaka feo "S" , izay mampiseho tsy fankatoavana.
# Hampihinanako ... izy ireo
"Hampihinanako ... ny olona izay miaina ao Jerosalema"