# Indro DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo" # izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # tsy ho antsoina intsony hoe Tofeta ity toerana ity DH: "tsy ho antsoin'ny olona hoe Tofeta intsony ity toerana ity" # Tofeta ... Lohasahan'i Ben-Hinoma ... Lohasahan'ny Famonoana Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31. # Ho ataoko ho lavon'ny sabatra eo anoloan'ireo fahavalony izy ireo DH: "Ho ataoko vonon'ireo fahavalony amin'ny sabany izy ireo" # ny tanan'ireo izay mifofo ny ainy izy ireo Io fehezanteny io dia mitovy amin'ilay fehezanteny teo aloha ny heviny. DH: "ho avelako ho vonoin'ireo izay te hamono azy ireo izy ireo" # fihisitrisitra Ilay mamoaka feo "S" , izay mampiseho tsy fankatoavana. # Hampihinanako ... izy ireo "Hampihinanako ... ny olona izay miaina ao Jerosalema"