forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
395 B
Markdown
16 lines
395 B
Markdown
|
# nafoin'izy ireo Aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Joda.
|
||
|
|
||
|
# ràn'ny tsy manan-tsiny teo amin'ity toerana ity
|
||
|
|
||
|
DH: "namono olona tsy manan-tsiny maro teto amin'ity toerana ity"
|
||
|
|
||
|
# zavatra izay tsy nodidiako
|
||
|
|
||
|
DH: "zavatra izay norarako tsy ho ataon'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# na koa niditra tao an-tsaiko
|
||
|
|
||
|
Eto ny "saiko" dia manondro ny eritreritr'i Yaveh. DH: "na nisaina ny momba izany"
|