# nafoin'izy ireo Aho Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Joda. # ràn'ny tsy manan-tsiny teo amin'ity toerana ity DH: "namono olona tsy manan-tsiny maro teto amin'ity toerana ity" # zavatra izay tsy nodidiako DH: "zavatra izay norarako tsy ho ataon'izy ireo" # na koa niditra tao an-tsaiko Eto ny "saiko" dia manondro ny eritreritr'i Yaveh. DH: "na nisaina ny momba izany"