plt_tn/jer/17/05.md

20 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Voaozona ny olona izay mahatoky olombelona
DH: "Hanozona ny olona izay mahatoky olombelona Aho"
# anao ny nofony ho heriny izy
Eto ny teny "nofo" dia manondro ireo olona. DH: "Izy dia miantehitra amin'ny herin'ny olombelona fotsiny"
# mampivily ny fony amin'i Yaveh
Eto ny teny "fo" dia manondro ireo fisainana sy fihetsem-po. DH: "nampivily ny fanoloran-tenany tamin'i Yaveh"
# tahaka ny kirihitra kely
Ny olona izay mahatoky olombelona fa tsy Yaveh dia ho tahaka ny hazo izay sahirana vao maniry eny amin'ny tany tsy mamokatra.
# tany karakaina
DH: "ho lasa tsy misy ilàna azy toy ny kirihitra eny an'efitra"