# Voaozona ny olona izay mahatoky olombelona DH: "Hanozona ny olona izay mahatoky olombelona Aho" # anao ny nofony ho heriny izy Eto ny teny "nofo" dia manondro ireo olona. DH: "Izy dia miantehitra amin'ny herin'ny olombelona fotsiny" # mampivily ny fony amin'i Yaveh Eto ny teny "fo" dia manondro ireo fisainana sy fihetsem-po. DH: "nampivily ny fanoloran-tenany tamin'i Yaveh" # tahaka ny kirihitra kely Ny olona izay mahatoky olombelona fa tsy Yaveh dia ho tahaka ny hazo izay sahirana vao maniry eny amin'ny tany tsy mamokatra. # tany karakaina DH: "ho lasa tsy misy ilàna azy toy ny kirihitra eny an'efitra"