plt_tn/jer/11/14.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ka ianao ... amin'ny anaran'izy ireo
Adikao toy ny fomba nandikanao ny "Raha ny aminao ... amin'ny anaran'izy ireo" tao amin'ny 7:16.
# Aza midradradradra
"Aza mitomanin'alahelo"
# Nahoana ny malalako, ilay iray izay nanana fikasana ratsy maro be, no ao an-tranoko?
Io fanontaniana io dia maneho fanambarana na fitenenana mafy. DH: "Ry malalako, izay manana fikasan-dratsy maro, dia tsy tokony ho ato an-tranoko."
# Nahoana ny malalako, ilay iray izay nanana fikasana ratsy maro be, no ao an-tranoko?
Io andalana io amin'ny teny Hebreo dia tena sarotra, ary misy amin'ireo dikan-teny taty aoriana no mandika azy amin'ny fomba samihafa.
# trano
tempoly
# ny malalako
Ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny vehivavy tsy manambady be mpitia.
# Hazo oliva miravina no niantsoan'i Yaveh anao taloha
Ireo olona dia matetika resahina toy ny hazo na zava-maniry ao amin'ny Testamenta Taloha.
# Fa handrehitra afo eo amin'izany izy
Io fomba fiteny io dia manohy ilay sarintenin'ilay hazo. Ny afo dia maneho ny famotehana ny olona.