# Ka ianao ... amin'ny anaran'izy ireo Adikao toy ny fomba nandikanao ny "Raha ny aminao ... amin'ny anaran'izy ireo" tao amin'ny 7:16. # Aza midradradradra "Aza mitomanin'alahelo" # Nahoana ny malalako, ilay iray izay nanana fikasana ratsy maro be, no ao an-tranoko? Io fanontaniana io dia maneho fanambarana na fitenenana mafy. DH: "Ry malalako, izay manana fikasan-dratsy maro, dia tsy tokony ho ato an-tranoko." # Nahoana ny malalako, ilay iray izay nanana fikasana ratsy maro be, no ao an-tranoko? Io andalana io amin'ny teny Hebreo dia tena sarotra, ary misy amin'ireo dikan-teny taty aoriana no mandika azy amin'ny fomba samihafa. # trano tempoly # ny malalako Ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny vehivavy tsy manambady be mpitia. # Hazo oliva miravina no niantsoan'i Yaveh anao taloha Ireo olona dia matetika resahina toy ny hazo na zava-maniry ao amin'ny Testamenta Taloha. # Fa handrehitra afo eo amin'izany izy Io fomba fiteny io dia manohy ilay sarintenin'ilay hazo. Ny afo dia maneho ny famotehana ny olona.