plt_tn/jer/10/08.md

20 lines
548 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mitovy avokoa izy ireo, ketrina sy adala izy ireo
Ny teny "ketrina" sy "adala" dia mitovy ny heviny ary manamafy ny adalan'ireo olona mpanompo sampy. DH: "tena adala ny tsirairay avy amin'izy ireo."
# Tarsisy ... Ofaza
Toerana izay nandredrehana ny volafotsy sy volamena
# volamena avy any Ofaza nataon'ireo mpanao asa-tanana
"volamena avy any Ofaza izay nataon'ireo mpanao asa-tanana sy mpanefy"
# Ny ankanjon'izy ireo dia lamba manga sy voloparasy
"Nampiakanjon'ireo olona akanjo tsara tarehy ilay sampy"
# Mihorohoro
"Mihovitrovitra"