# Mitovy avokoa izy ireo, ketrina sy adala izy ireo Ny teny "ketrina" sy "adala" dia mitovy ny heviny ary manamafy ny adalan'ireo olona mpanompo sampy. DH: "tena adala ny tsirairay avy amin'izy ireo." # Tarsisy ... Ofaza Toerana izay nandredrehana ny volafotsy sy volamena # volamena avy any Ofaza nataon'ireo mpanao asa-tanana "volamena avy any Ofaza izay nataon'ireo mpanao asa-tanana sy mpanefy" # Ny ankanjon'izy ireo dia lamba manga sy voloparasy "Nampiakanjon'ireo olona akanjo tsara tarehy ilay sampy" # Mihorohoro "Mihovitrovitra"