forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Azo antoka fa hitsipona ireo izay tavela ao Israely toy ny tanim-boaloboka izy ireo
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia nampitaha ireo olona izay tavela taorian'ny famotehan'ny fahavalo an'Israely tamin'ny voaloboka tavela tany an-tanim-boaloboka izay efa niotian'ny olona. DH: "Azo antoka fa hiverina hanafika ny olona izay tavela ao Israely izy ireo taorian'ny namotehan'izy ireo izany."
|
||
|
|
||
|
# izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo fahavalo izay nirahin'i Yaveh hamotika an'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Ahinjiro indray
|
||
|
|
||
|
Miresaka amin'ireo fahavalo izay nanafika an'Israely Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Ahinjiro indray ny tananao mba hioty ireo voaloboka
|
||
|
|
||
|
DH: "mandehana ary tafio ny vahoakan'Israely izay mbola tavela."
|
||
|
|
||
|
# Amin'iza no tokony
|
||
|
|
||
|
Miteny i Jeremia.
|
||
|
|
||
|
# Amin'iza no tokony hanambarako sy hampitandremako vao hihaino izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tsy nisy iray tamin'ireo vahoakan'Israely te hihaino Azy na dia taorian'ny naha tafavoaka velona azy ireo taorian'ny fanafihan'ireo fahavalony azy ireo. DH: "Tsy misy iray tavela mba hiresaka Amiko sy hampitandrina izay mety hihaino."
|
||
|
|
||
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
Nampiasa ny teny "Indro" Yaveh teto hanamafisana izay ho lazainy.
|
||
|
|
||
|
# tsy voafora ny sofin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
DH: "nandà ny hihaino izy ireo" na "nandà ny hankato izy ieo"
|
||
|
|
||
|
# ny sofin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ny vahoakan'Israely.
|