plt_tn/jer/06/04.md

24 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
niresaka tamin'ny miaramila ambany fifehezana ny mpanjaka iray.
# Manolora tena amin'ireo andriamanitra ho amin'ny ady
Ny tafika mpanafiika dia niezaka manome toky fa hanampy azy izy ireo ireo andriamanitr'izy ireo mandritra ny ady amin'ny fanaovana firavoravoana sy fanaovana sorona.
# amin'ny mitatao vovonana
DH: "amin'ny mitatao vovonana na dia tena mahamay aza izany."
# tolaka ny andro
"mifarana ny tontolo andro"
# ny alina
DH: "mandritra ny alina na dia maizina aza izany."
# ireo fiarovany mafy
"trano misy rihana avo mafin'i Jerosalema"