# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: niresaka tamin'ny miaramila ambany fifehezana ny mpanjaka iray. # Manolora tena amin'ireo andriamanitra ho amin'ny ady Ny tafika mpanafiika dia niezaka manome toky fa hanampy azy izy ireo ireo andriamanitr'izy ireo mandritra ny ady amin'ny fanaovana firavoravoana sy fanaovana sorona. # amin'ny mitatao vovonana DH: "amin'ny mitatao vovonana na dia tena mahamay aza izany." # tolaka ny andro "mifarana ny tontolo andro" # ny alina DH: "mandritra ny alina na dia maizina aza izany." # ireo fiarovany mafy "trano misy rihana avo mafin'i Jerosalema"