plt_tn/jer/05/04.md

28 lines
657 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ka hoy aho
Miteny i Jeremia.
# Kanefa niara-nandrava ny ziogany izy rehetra; nanapaka ny rojo vy izay namatotra azy ireo tamin'Andriamanitra izy rehetra.
Ny zioga sy ny rojo vy dia misolo-tena ny didy izay mamatotra anAndriamanitra sy ny vahoakany.
# Noho izany dia hisy liona ... amboadia ... Hisy leoparda
Ireo dia biby masika izay afaka mamono olona. Ireo azo andikana azy 1) " ho avy ny bibidia ary hamono olona" na 2) "misy tafikin'ny fahavalo ho avy ary hamono olona"
# kirihiny
karazana bozaka izay miara-maniry eo akaiky eo.
# Amboadia
Alika masiaka mampidi-doza
# leoparda
saka vaventy mampidi-doza
# Tsy misy fetra
Tsy tambo isaina