# Ka hoy aho Miteny i Jeremia. # Kanefa niara-nandrava ny ziogany izy rehetra; nanapaka ny rojo vy izay namatotra azy ireo tamin'Andriamanitra izy rehetra. Ny zioga sy ny rojo vy dia misolo-tena ny didy izay mamatotra anAndriamanitra sy ny vahoakany. # Noho izany dia hisy liona ... amboadia ... Hisy leoparda Ireo dia biby masika izay afaka mamono olona. Ireo azo andikana azy 1) " ho avy ny bibidia ary hamono olona" na 2) "misy tafikin'ny fahavalo ho avy ary hamono olona" # kirihiny karazana bozaka izay miara-maniry eo akaiky eo. # Amboadia Alika masiaka mampidi-doza # leoparda saka vaventy mampidi-doza # Tsy misy fetra Tsy tambo isaina