plt_tn/isa/63/09.md

16 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny fijalian'izy ireo rehetra
"Tamin'ny fijaliantsika." Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Nampiditra ny tenany ho anisan'ny vahoaka Isaia.
# no nijaliany ihany koa
Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh.
# teo anatrehany ny anjely
Io dia solontena izay nalefa teo anatrehan'Andriamanitra.
# nanandratra sy nitondra azy ireo
Io dia manondro ny fotoana izay niarovan'Andriamanitra sy namonjeny ny vahoakan'Israely tamin'ireo Egyptiana taona maro tany aloha. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava.