plt_tn/isa/50/04.md

16 lines
1015 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka miteny ny mpanompon'i Yaveh.
# Ny Tompo Yaveh no efa nanome ahy lela tahaka ny iray amin'ireo izay nampianarina
Ny teny hoe "lela" dia manambara izay lazainy. Ireo mety ho heviny dia 1) namela azy hiteny tahaka ny olona izay nianatra niteny amin'ny fahaizana tokoa Yaveh. DH: "Namela ahy ho lasa mpiteny tena mahay ny Tompo Yaveh" na 2) nampianatra ahy izay ho lazaina Yaveh. DH: "namela ahy hiteny izay nampianariny ahy ny Tompo Yaveh"
# mamoha ny sofiko mba handre...Izy
Eto ny hoe "sofina" dia manondro ilay mpanompon'i Yaveh. Ny famelan'i Yaveh azy mba handre sy hahatakatra izay ampianarin'i Yaveh azy dia resahina toy ny hoe namoha ny sofiny tamin'ny torimaso Yaveh. DH: "namela ahy hahatakatra izay lazainy Izy"
# tahaka ireo izay nampianarina
Mampitaha ny tenany amin'ny mpianatra izay mianatra amin'ny mpampianany ilay mpanompo. Ireo mety ho heviny dia 1) "tahaka ny olona izay mianatra amin'ny mpampianany" na 2) "tahaka ny olona izay nampianariny"