plt_tn/isa/48/14.md

20 lines
668 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Iza teo aminareo no efa nanambara ireo zavatra ireo?
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa tsy nilaza tamin'izy ireo izany zavatra izany ny sampy. DH: "Tsy nisy tamin'ny sampinareo mba nilaza izany taminareo." (UDB)
# Izay tian'i Yaveh no hanatanteraka ny tanjony hanohitra an'i Babylona. Hanatanteraka izay tian'i Yaveh hanoherana ireo Kaldeana izy
Eto ny hoe "tian'i" dia manondro an'i Kyrosy. Ireo fehezanteny ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiasaina mba hanindriana.
# ny tanjony
"ny tanjon'i Yaveh"
# Izaho,...Aho
DH: "Izaho mihitsy"