plt_tn/isa/48/03.md

16 lines
720 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# naloaky ny vavako ireo
Ny "vava" dia manondro ny olona miteny. DH: "Niteny ireo zavatra ireo Aho"
# ny hozatry ny hatokao dia mafy toy ny vy, ary ny handrinao dia toy ny varahina
Mampitaha ny hamafin'ny hozatry ny hatok'izy ireo sy ny hamafin'ny handrin'izy ireo amin'ny hamafin'ny vy sy varahina Yaveh. Eto, ny hoe manana hatoka mafy na handrina mafy dia sarinteny izay midika fa mafy loha ny olona. DH: "Toy ny hoe vy ny hatokareo ary varahina ny lohanareo"
# nambarako taminao mialoha izany zavatra izany, nialohan'ny nisehoan'izany dia efa nampafantatra anao Aho
Io dia milaza zavatra iray indroa mba hanindriana.