plt_tn/isa/44/24.md

20 lines
799 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mpanavotra
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 41:14 io teny io.
# Izy izay namolavola anao hatrao am-bohoka
Ny fahariana ny firenen'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe namolavola ny firenena toy ny zazakely izay ao am-bohoka. Jereo ny fomba nandikanao io fanontaniana io tao amin'ny 44:1. DH: "Izy izay nanao anao, toy ny namolavola zazakely tao am-bohoka"
# izay Izaho irery no nanenjana ny lanitra
Ny faharian'i Yaveh ny lanitra sy ny tany dia resahin'ny mpaminany toy ny hoe zavatra nenjanin'i Yaveh ny lanitra sy ny tany. Jereo ny nandikanao izany andianteny izany tao amin'ny 42:5.
# ny famantarana
Ireo dia famantarana izay nampiasain'ny olona mba hanandramana hilazana ny hoavy.
# ireo mpiteniteny foana
Io dia manondro ny olona izay milaza zavatra tsy misy dikany.