plt_tn/isa/44/20.md

12 lines
480 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tahaka ny hoe mihinana lavenona izy
Ny olona manompo sampy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nihinana lavenon'ny hazo izay nanaovany sampy izany olona izany. Tahaka ny hihinanany lavenona izay tsy ahazoan'ny olona tombony, dia toy izany koa ny fanompoana sampy.
# mampivily azy ny fony voafitaka
Manambara ny ao anatin'ny olona ny fo. DH: "mampivily ny tenany izy satria voafitaka"
# Tsy afa-mamonjy ny tenany izy
"Ny olona izay manompo sampy dia tsy afaka mamonjy ny tenany"