plt_tn/isa/40/18.md

12 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Amin'iza izany no hampitahanareo an'Andriamanitra? Sampy iza no hanoharanareo Azy?
Mampiasa ireo fanontaniana roa mitovy ireo Isaia mba hanindriana fa tsy misy sampy izay azo ampitahaina amin'Andriamanitra. DH: "Tsy misy azo ampitahaina amin'Andriamanitra. Tsy misy sampy izay azo ampitahaina Aminy."
# -nareo
Io dia manondro ny vahoakan'Andriamanitra rehetra.
# Namolavola izany ny mpanao asa-tanana: ny mpanefy volamena dia nanao takela-bolamena sy nanefy rojo volafotsy ho an'izany
"Ny mpiasa mahay mamolavola izany, ny hafa mandrakotra izany amin'ny volamena, ary manao rojo volafotsy ho an'izany"