plt_tn/isa/37/11.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia manohy ny hafatry ny mpanjakan'i Asyria ho an'i Hezekia.
# Indro, efa renareo
Io dia fomba fiteny. Ny teny hoe "indro" eto dia nampiasaina mba hanampy fanindriana ny amin'izay lazaina manaraka. DH: "Efa renareo tokoa" (UDB)
# Koa ho voavonjy ve ianareo?
Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hanesoana an'i Hezekia sy ny tafiny. Mety azo soratana amin'ny fehezanteny izany. DH: "Koa tsy ho voavonjy ihany koa ianareo." na "Koa tsy hisy hamonjy anareo ihany koa!"
# Moa ve namonjy azy ireo andriamanitry ny firenena....Telasara?
Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hanesoana an'i Hezekia sy ny tafiny. Mety azo soratana amin'ny fehezanteny izany. DH: "Tsy namonjy ireo firenena izay noravan'ireo razambeko ny andriamanitry ny firenena...Telasara!"
# Gozana...Harana...Razefa...Edena...Telasara...Hena...Iva
Ireo dia toerana izay resin'ireo Asyriana.
# Aiza ny mpanjaka...Iva?
Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hanesoana an'i Hezekia sy ny tafiny. Mety azo soratana amin'ny fehezanteny izany. DH: "Nandresy ny mpanjaka ihany koa izahay...Iva!"
# Hamata...Arpada...Sefarvaima
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:18 ireo anaran-tanàna ireo.