forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.3 KiB
Markdown
24 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Ianareo izay lavitra, henoy izay efa nataoko; ary, ianareo izay akaiky, ekeo ny heriko
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ny teny hoe "lavitra" ary "akaiky" mba hidika hoe ny olona rehetra Yaveh. DH: "Ny olona rehetra na aiza na aiza izay mandre izay nataoko sy nahalala fa mahery Aho"
|
||
|
|
||
|
# fangovitana no efa nahazo ny mpiatsaravelatsihy
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny olona mpiatsaravelatsihy mangovitra toy ny hoe fahavalo izay misambotra azy ireo ny fangovitana. DH: "safotry ny fangovitana ireo olona mpiatsaravelatsihy"
|
||
|
|
||
|
# Iza amintsika...firehetana
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa ny mpanota any Ziona no manontany ireo fanontaniana ireo. DH: "Hoy izy ireo: "Iza amintsika...firehetana"
|
||
|
|
||
|
# Iza amintsika no hahatoetra ao amin'ny afo mandevona? Iza amintsika no hahatoetra eo amin'ny firehetana mandrakizay?
|
||
|
|
||
|
Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia misy heviny iray ihany ary manindry fa tsy misy olona afaka miaina ao amin'ny afo. Eto ny afo dia manambara ny fitsaran'i Yaveh. DH: "Tsy misy olona afaka miaina ao amin'ny afo mandevona! Tsy misy olona afaka miaina ao amin'ny afo maharitra mandrakizay!" na "Tsy misy olona afaka miaina nefa miharitra ny fitsaran'i Yaveh, tahaka ny afo maharitra mandrakizay izany!"
|
||
|
|
||
|
# hahatoetra
|
||
|
|
||
|
mipetraka ao amin'ny toerana izay tsy tranon'olona
|