forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
446 B
Markdown
12 lines
446 B
Markdown
|
# ny mpamitaka
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona izay mamitaka ny hafa. DH: "Ireo olona mpamitaka"
|
||
|
|
||
|
# mba hanimbàna ny mahantra amin'ny lainga
|
||
|
|
||
|
"Ny mahantra" dia manondro ny olona mahantra. Ny teny hoe "manimba" ihany koa dia tsy midika hoe mamono azy ireo fa hoe manisy ratsy azy ireo amin'ny filazana lainga momba azy ireo. DH: "mba hanisy ratsy ny olona mahantra amin'ny filazana lainga"
|
||
|
|
||
|
# hijoro izy
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa hahomby izy. DH: "hahomby izy"
|