plt_tn/isa/28/11.md

20 lines
843 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Amin'ny molotra maniratsira sy fiteny vahiny tokoa no hiresahany amin'ity vahoaka ity
Eto ny "molotra" sy ny "fiteny" dia manambara ireo vahiny izay miteny fiteny samy hafa fa tsy izay tenenin'ny Israelita. Midika izany fa manondro ny tafika Asyriana izay hanafika ny Israely izany. DH: "Hiresaka amin'ny vahoakany amin'ireo miaramila fahavalo izay hiresaka fiteny vahiny Yaveh"
# molotra maniratsira
"molotra miambakavaka"
# Ity no fitsaharana
Ny anarana hoe "fitsaharana" dia afaka ambara ho tambiteny. DH: "Ity no toerana fitsaharana"
# omeo fitsaharana izay reraka
Ny anarana hoe "fitsaharana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "aoka ho tonga ary hitsahatra izay rehetra reraka"
# ity no famelombelomana
Ny anarana hoe "famelombelomana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ity no toerana izay ahafahanao maka aina"