plt_tn/isa/21/16.md

8 lines
462 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# araka ny hahitan'ny mpiasa tany nokaramaina mandritra ny herintaona
"araka ny fanisan'ny mpiasa nokaramaina ny andro mandritra ny taona." Ny mpiasa karamaina dia mitandrina tsara mba hanisa ny andro mba hifanaraka tsara amin'ny fotoana izay hanakaramana azy hiasa izany. Izany dia midika fa ho resy i Kedara ao anatin'ny iray taona katroka.
# mpiadin'i Kedara
Faritra any Arabia io. Kedara dia ilazana ny mponin'i Kedara. DH: "mpiadin'ny vahoakan'i Kedara"