plt_tn/isa/14/05.md

24 lines
927 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity dia ampahany amin'ny hira fanesoana ho hirain'ny Israelita amin'ny mpanjakan'i Babylona.
# Efa namotika ny tehin'ny ratsy fanahy Yaveh
Ny tehin'ny ratsy fanahy dia mety manondro tsorakazo izay namelezan'ny olona ny hafa. Ny fanapahana izany tsorakazo izany dia maneho ny fandrodanana ny fahefan'izy ireo hitondra ny olona amin'ny toetra lozabe. DH: "Efa nopotehin'i Yaveh ny fahefan'ireo ratsy fanahy"
# ny tehim-panjakan'ireo mpanapaka ireo
Ny tehim-panjakana dia maneho ny fahefan'ny mpanapaka hanjaka. Ny famotehana izany tehim-panjakana izany dia maneho ny fandrodanana ny fahefan'ilay mpanapaka. DH: "Nopetehin'i Yaveh ny fahefan'ireo mpanapaka ratsy fanahy"
# izay mamely ny vahoaka
Namely ny olona tamin'ny tehiny ireo olona ratsy fanahy.
# amin'ny kapoka tsy miato
"tsy mitsahatra" na "hatrany hatrany"
# izay nanapaka ireo firenena
"izay nandresy ireo firenena hafa"