plt_tn/isa/08/11.md

16 lines
803 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Yaveh niteny tamiko, niaraka tamin'ny tanany mahery izay teo amiko
"Niteny tamiko tamin'ny fomba mahery dia mahery Yaveh"
# ary mampitandrina ahy tsy handeha amin'ny lalan'ity vahoaka ity
DH: "ary nampitandrina ahy ka nanao hoe: 'aza manao tahaka ity vahoaka ity."'
# Aza antsoina hoe tetika ny zavatra izay antsoin'ity vahoaka ity hoe tetika
Nalain'ny vahoaka sary an-tsaina fa nisy fikononkononana any, ary mahatonga azy ireo hitebiteby. DH: "Aza manahy tahaka ity vahoaka ity izay mihevitra fa misy mitady hanisy ratsy azy foana"
# Fa Yaveh tompon'ny maro no omenao voninahitra ho masina; Izy no ilay iray izay tokony hatahoranao, ary izy ilay iray izay tokony hangovitanao
DH: "Fa Izaho, yaveh tompon'ny maro, no ho raisinao ho masina. Ary hatahotra sy hihovitrovitra nohon'ny amiko ianao"