plt_tn/isa/03/04.md

20 lines
972 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zatovo fotsiny ihany no hapetrako ho mpitarika azy ireo, ary ireo tanora no hanapaka eo amin'izy ireo
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Ireo mety ho eviny dia 1) "Hasiako zavtovo ho mpitondra azy ireo, ary ireo zatovo ireo no hanapaka azy ireo" na 2) ny hoe "tanora" dia sarinteny ilazana ny olona tsotra sady adala. DH: "Hasiako mpitondra tsy matotra eo amin'izy ireo, tahaka ny zatovo, ary hanapaka eo aminy ireo mpitondra ratsy ireo"
# Zatovo fotsiny ihany no hapetrako
Eto ny mpisolo-tena tampisaka "-ko" dia manondro an'i Yaveh. Azo atao mazava io. DH: "Hoy Yaveh: "Zatovo fotsiny ihany no hapetrako ho mpitondra azy ireo"
# Hampahoriana ny vahoaka, ny tsirairay ampahorian'ny hafa, ary ny tsirairay ampahorian'ny namany
DH: "Ho lozabe amin'ny hafa ny tsirairay ary hampijaly ny namany"
# nambaniana
"ireo olona tsy misy voninahitra" na "olona izay tsy misy manaja"
# mendri-kaja
"olona manam-boninahitra" na "olona hajain'ny olona"