plt_tn/isa/01/29.md

16 lines
693 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Milaza ny tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
# hazo terebinta masina ... saha
Ireo andian-teny ireo dia ilazana ireo toerana izay nanompoan'ireo vahoakan'i Joda sampy.
# ho menatra ianareo amin'ireo
Ny dikan-teny sasany dia manao hoe: "hivoara-mena ianareo nohon'ny." Mivoara-mena ny olona rehefa mahamay sy mena ny tarehiny, izay matetika dia nohon'ny fahatsapany ho nanao ratsy.
# Fa ho tahaka ny hazo terebinta iray izay mihintsan-dravina ianareo, ary toy ny saha izay tsy misy rano
Manome aina ho an'ny hazo sy ny saha ny rano. Nofongoran'ny olona niala tamin'i Yaveh, izay manome aina ny tenan'izy ireo.