plt_tn/hos/08/11.md

12 lines
299 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# Afaka nanoratra ny lalàko indray alina ho azy ireo Aho
Midika izany fa efa nomen'i Yaveh an'Israely tamin'ny alalan'ireo mpaminany ny lalàny ary nambarany tamin'izy ireo efa impiry izay nandrasany tamin'izy ireo.
# indray alina
"10.000"