forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
922 B
Markdown
20 lines
922 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Miresaka momba an'Israely Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Koa efa mby amin'ny famerenana azy Aho
|
||
|
|
||
|
"Izaho, Yaveh, no hamerina azy amiko"
|
||
|
|
||
|
# ary ny Lohasahan'ny Akora ho vavahadin'ny fanantenana
|
||
|
|
||
|
Tahaka ny nitondran'i Yaveh an'Israely nivoaka an'i Egypta, dia hitondra an'Israely ho any amin'ny Lohasahan'i Akora Izy mba hanantenan'Israely an'i Yaveh indray. Ny Lohasahan'ny Akora dia toerana izay nanorahan'Israely an'i Akana tamin'ny vato mba ho faty araka ny nandidian'Andriamanitra, satria tsy nankato ny torolalan'i Yaveh i Akana. Azo atao mazava ny hevitra fenon'io.
|
||
|
|
||
|
# Hamaly Ahy ao izy tahaka ny nataony tamin'ireo androm-pahatanorany, tahaka ny tamin'ireo andro izay nivoahany ny tany Egypta
|
||
|
|
||
|
Antenain'i Yaveh fa hibebaka ny firenen'Israely ary hifidy ny hanomoi Azy ho Andriamaniny indray.
|
||
|
|
||
|
# Hamaly Ahy ao izy
|
||
|
|
||
|
Ny dikan-teny sasany dia mihevitra fa "hihira izy'' no hevitr'io amin'ny teny Hebreo.
|