plt_tn/heb/09/06.md

8 lines
194 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Rehefa voahomana ireo zavatra ireo
DH: "Rehefa avy nanomana ireo zavatra ireo ny mpisorona"
# rà
Ity dia ràn'omby sy osy izay nataon'ny mpisoronabe sorona tamin'ny Andron'ny fanakonana.