plt_tn/hab/02/12.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaladiana izy.
# Loza ho an'izay manangana tanàna amin'ny rà, ary izay manorina tanàn-dehibe amin'ny heloka
Milaza zavatra mitovy ireo andian-teny ireo amin'ny fijery roa samihafa. Azo andikana azy ny hoe: "Fampitandremana ny Kaldeana izay manorina tanàna amin'izay nangalarina avy amin'ny olona novonoin'izy ireo"
# Amin'ny rà
Avy amin'ny famonoana olona. Azo andikana azy ny hoe: "ny iray izay mamono olona sy mangalatra ireo tsara mba hananganana tanàna."
# Ary izay manorina tanàn-dehibe amin'ny heloka
"Ireo izay malaza amin'ny toetra ratsy ao "an-tanab_dehibe." Manorina ireo tanànany mba ahafahany mangalatra amin'ny olona novoinoiny izy ireo.
# Tsy avy amin'i Yaveh Tompon'ny maro ve no hiasan'ireo vahoaka amin'ny afo sy ny hisasaran'ireo firenena amin'ny zava-poana?
Andriamanitra no niandohan'ny faharavan'izay naoron'ny olona. Voalaza amin'ny hevitra roa samihafa izany mba hampazava tsara ny dikany. Azo andikana azy ny hoe: "Yaveh irery no fiandohan'ny asa mafin'ny olona amin'ny fananganana mba ho simbaina amin'ny afo ary tsy mamokatra na inona na inona."