plt_tn/hab/02/01.md

16 lines
650 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izaho ... ko ... amiko
Habakoka
# Izy
Yaveh
# Hitsangana eo amin'ny fiambenako aho ary hampijanona ny tenako eo amin'ny tilikambo fiambenana
Milaza zavatra mitovy ireo andian-teny roa ireo. "Afaka mitsangana eo amin'ny fitoerako amin'ny tilikambo aho." Nampiasain'i Habakoka ireo andian-teny ireo mba hampitahany ny tenany izay miandry ny handre momba ireo miaramila izay mitsangana miandry eo amin'ny tilikambo avy amin'Andriamanitra.
# Fomba hialako amin'ny fitarainako
Ny teny hoe: "hialako" dia milaza ny hanovana ny fomba fisainana ho amin'ny zanatra hafa. DH: "Afaka tsy mitaraina intsony aho ary hitovy hevitra amiin'Andriamanitra."