plt_tn/gen/50/12.md

32 lines
771 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo zanany lahy
"koa reo zanak'i Jakoba lahy"
# araka izay nandidiany azy ireo
"tahaka izay nandidiany azy ireo"
# Nolanjain'ireo zanany lahy (...) izy
"Nalain'ireo zanany lahy ny fatiny"
# Makpela
Anaran'ilay toerana na faritra izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:7.
# Mamre
Anarana hafa iantsoana ny tanànan'i Hebrona izany. Anaran'ilay lehilahy izay tompon'ireo hazo terebinta izany, izay naman'i Abrahama nipetraka tao. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:16.
# Efrona Hetita
Anaran-dehilahy izany. Ny "Hetita" dia midika hoe "taranak'i Heta". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:7.
# niverina tany Egypta i Josefa
"niverina nankany Egypta i Josefa"
# ireo rehetra izay niaraka taminy
"ireo rehetra izay nandeha niaraka taminy"