plt_tn/gen/50/01.md

20 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nihohoka teo amin'ny tavan'ny
Ny teny hoe "nihohoka" dia fomba fiteny ilazana ny nianjera. DH: "koa dia niankohoka tamin'alahelo teo amin-drainy izy"
# ireo mpitsabo mpanompony
"ireo mpanompony izay mikarakara ny faty"
# hamono ny rainy
Ny "mamono" dia fomba manokana atao hitehirizana ny faty mialohan'ny handevenana azy. DH: "hikarakara ny fatin-drainy"
# Naka efa-polo andro izy ireo
"Naka 40 andro izy ireo"
# fito-polo andro
"70 andro"