forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
930 B
Markdown
12 lines
930 B
Markdown
|
# Ny tehim-panjakana dia tsy hiala eo amin'i Joda, na ireo tehin'ireo mpanapaka eo anelanelan'ny tongony
|
||
|
|
||
|
Ny "tehina" dia hazo lava voaravaka izay entin'ny mpanjaka. Eto izany dia sarinteny ilazana ny fahefan'ny olona hanapaka. Ary ny "Joda" dia ilazana ireo taranany. DH: "Ny fahefana hanjaka dia ho eo amin'ny taranak'i Joda mandrakizay"
|
||
|
|
||
|
# mandra-pahatongan'i Silo. Hankatoa azy ireo firenena
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1)"Silo" dia midika hoe "fanomezam-boninahitra." DH: "mandra-pankatoa van'ireo firenena azy sy hitondrany fanomezam-boninahitra ho azy" na 2)"Silo" dia ilazana ny tanànan'i Silo. DH: "mandrapahatongan'ny mpanapaka any Silo. Ary dia hankatoa azy ireo firenena." Maro ny olona mihevitra izany ho faminaniana mahakasika an'ilay Mesia izay avy amin'ny taranak'i Davida. Taranak'i Joda i Davida.
|
||
|
|
||
|
# Hankatoa azy ireo firenena
|
||
|
|
||
|
Eto ny "firenena" dia ilazana ireo olona. DH: "Hankatoa azy ireo olon'ny firenena"
|