plt_tn/gen/48/11.md

16 lines
704 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hahita ny tavanao indray
Eto ny "tava" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "hahita anao indray"
# teo anelanelan'ny lohalik'i Israely
Raha mametraka ireo zanany lahy teo amin'ny fe na ny lohalik'Israely i Josefa, izany dia marika fa hanangana azy ireo Israely. Manome zom-pandovana manokana an'ireo zaza avy amin'i Jakoba izany.
# ary niankohoka tamin'ny tany izy
niankohoka tamin'ny tany i Josefa haneho fanomezam-boninahitra ny rainy.
# Manase teo an-tanan-kaviany manatrika ny an-tanan-kavanan'i Israely
Nametraka ireo zazalahy i Josefa mba hametrahan'i Israely ny tanany ankavanana amin'i Manase. Manase no lahimatoa ary ny tanana ankavanana dia marika fa hahazo ilay fitahiana lehibe izy.