plt_tn/gen/46/31.md

12 lines
599 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo ankohonan-drainy
Eto ny "ankohonana" dia ilazana ny fianakaviana. DH: "ny fianakavian-drainy" na "ny ankohonan-drainy"
# Hiakatra aho ary hilaza amin'i Farao
Efa mahazatra ny mampiasa ny andian-teny hoe "miakatra" rehefa milaza ny olona izay mandeha hiresaka amin'ny olona manana fahefana ambony. DH: "Handeha hiteny amin'i Farao aho"
# hilaza amin'i Farao, ka hiteny hoe: 'Efa tonga aty amiko ireo rahalahiko ... ary izay rehetra nananany.'
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "lazao amin'i Farao fa ireo rahalahiko ... ary izay rehetra nananany.''