plt_tn/gen/45/27.md

12 lines
408 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nolazain'izy ireo taminy
"Nolazain'izy ireo tamin'i Jakoba"
# ny teny rehetra nambaran'i Josefa azy ireo
Eto ny "teny" dia ilazana izay voalaza. DH: "ny zavatra rehetra izay nambaran'i Josefa azy ireo"
# velona indray ny fanahin'i Jakoba rain'izy ireo
Ny teny hoe "fanahy" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "sitrana tamin'ny alahelony i Jakoba rain'izy ireo" na "faly loatra i Jakoba rain'izy ireo"