plt_tn/gen/43/28.md

24 lines
940 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny mpanomponao izay rainay
Milaza ny rain'izy ireo ho "mpanomponao" izy ireo mba haneho fanajana. DH: "Ny rainay izay manompo anao"
# Niondrika sy nihankohoka izy ireo
Manana hevitra mitovy ihany ireo teny ireo. Niondrika sy niankohoka teo antrehan-dralehilahy izy ireo mba haneho fanajana. DH: "nihankohoka teo anatrehany izy ireo"
# nanopy ny masony izy
Ny heviny dia "niandrandra izy."
# izay zanaky ny reniny, ary hoy izy hoe
Afaka adika ho fehezan-teny vaovao izany. DH: "Ny zanaky ny reniny. Niteny i Josefa hoe"
# Inty ve ilay faralahinareo ... tamiko?
Ireo mety ho heviny dia 1)Mametraka izany fanontaniana izany i Josefa fa hanamarinany fa Benjamina tokoa izany Lehilahy izany, na 2) fanontaniana fampisainana izany. DH: "Inty tokoa ve ilay faralahinareo ... tamiko."
# ry zanako
Fomba firesaka maneho ny finamanana misy eo amin'ny lehilahy iray sy ny lehilahy iray hafa izay ambany kokoa izany. DH: "tovolahy" (UDB)