plt_tn/gen/41/55.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Rehefa tao anatin'ny mosary ny tany rehetra tao Egypta
Eto ny "tany" dia ilazana ireo olona. DH: "Rehefa mosarena avokoa ireo Egyptiana"
# Nanerana ny faritriny ny tany iray manontolo ny mosary
Ny teny hoe "faritra = faritry" dia ilazana ny velaran'ny tany. DH: "Niparitaka nanerana ny tany ny mosary"
# Nanokatra ny trano fitehirizana rehetra Josefa ary nivarotra tamin'ireo Egyptiana
Eto ny hoe "Josefa" dia ilazana ireo mpanompon'i Josefa. DH: "Nasain'i Josoa nosokafan'ireo mpanompony ireo trano fitehirizana ary nivarotra ireo vokatra tamin'ireo Egyptiana izy"
# Tonga tao Egypta avokoa ireo firenena rehetra
Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona avy amin'ireo faritra rehetra. DH: "Nandeha nankany Egypta ny olona avy amin'ireo faritra manodidina rehetra"
# tany amin'ny tany rehetra
"manerana ny tany rehetra." Mety ireo mpandraharaha samy hafa sy ireo firenena izay mpiara-miombona antoka ao amin'ny fandraharana ara-barotrin'ny Egyptiana izay niharan'ny hain-tany no tonga tao Egypta mba haka ireo vokatra.