plt_tn/gen/41/37.md

16 lines
424 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsara teo imason'i Farao sy teo imason'ireo mpanompony rehetra izany hevitra izany
Eto ny "maso" dia ilazana ny hevitra na ny fisainan'ny olona. DH: "Hitan'i Farao sy ireo mpanompony fa hevitra tsara izany"
# ireo mpanompony
Ny dikany dia hoe ireo manam-pahefanan'i Farao.
# olona tahaka izany
"olona tahaka an'i Josefa"
# izay ao aminy ny fanahin'Andriamanitra
"izay ao aminy ny hitoeran'ny fanahin'Andriamanitra"