plt_tn/gen/41/30.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nandika ny nofin'i Farao i Josefa
# Fito taonan'ny mosary no ho avy manaraka izany
Miresaka ireo fito taonan'ny mosary toy ny fotoana izay mandeha ary tonga amin'ny toerana iray izany. DH: "Avy eo dia hisy fito taona izay tsy hisy afa-tsy sakafo kely"
# ary ny fitobahana rehetra dia ho adino ... ary handringana ny tany ny mosary. Ho adino (...) ny fitobahana ... nohon'ny mosary izay manaraka izany
Milaza hevitra iray amin'ny fomba roa i Josefa mba hanindrina ny lanjan'izany.
# ny fitobahana rehetra dia ho adino ao amin'ny tany Egypta
Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. Afaka atao izany hoe: DH: "ireo olon'i Egypta dia hanadino ny taona izay nambitobaka ny sakafo"
# handringana ny tany
Eto ny "tany" dia ilazana ny nofon-tany, ny olona, ary ilay firenena iray manontolo.
# nohon'ny mosary izay manaraka izany
Miresaka ny mosary toy ny zavatra izay mandeha ary manaraka zavatra iray hafa. DH: "satria ny fotoan'ny mosary dia hitranga rehefa afaka izany"
# Naverimberina tamin'i Farao izany nofy izany satria izany tranga izany dia efa novolavolain'Andriamanitra
Afaka atao izany hoe: DH: "Nanome anao izany nofy roa izany Andriamanitra hanehoana aminao fa hanao izany zavatra izany tokoa izy"