plt_tn/gen/41/27.md

28 lines
1002 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nandika ny nofin'i Farao i Josefa
# tsy maha-te-hotia sy mahia
"omby mahia sy osa." Jereo ny nandikanao izany andian-teny mitovy izany ao amin'ny 41:1.
# salohim-bary manify fito main'ny rivotra atsinanana
Afaka atao izany hoe: DH: "salohim-bary manify fito maina nohon'ny rivotra atsinanana"
# Izany no zavatra izay nolazaiko tamin'i Farao ... nambarany tamin'i Farao
Eto i Josefa dia manonona ny anaran'i Farao hiresahana aminy ho marikin'ny fanajana. DH: "Hitranga ireo zavatra ireo araka izay efa nolazaiko anao ... nambara taminao, Farao"
# nambarany
"nampahalalany"
# Indro
Nampiasaina izany mba hanindrina izay ho lazain'i Josefa manaraka. DH: "Henoy tsara izay lazaiko"
# fito taonan'ny fitobahana no ho tonga manerana ny tanin'i Egypta rehetra
Miresaka ireo taonan'ny fitobahana toy ny fotoana izay mandeha ary tonga amin'ny toerana iray izany. DH: "hisy fito taona izay ho maro be tokoa ny sakafo manerana ny tanin'ny Egypta" (UDB)