plt_tn/gen/41/14.md

32 lines
791 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Farao naniraka ka nampiantso
Tonga dia mazava avy amin'izany fa naniraka ireo mpanompony i Farao. DH: "naniraka ireo mpanompony haka an'i Josefa i Farao"
# (nivoaka) tao an-tranomaizina
"nivoaka ny fonja" na "nivoaka ny figadrana"
# Niaratra izy
Fomba fanao mahazatra ny miharatra loha sy manala volombava rehefa miomana andeha ho any amin'i Farao.
# nankany amin'i Farao
Eto ny "nankany" dia azo atao hoe "nandeha." DH: "nandeha teo anoloan'i Farao"
# fa tsy misy afaka manazava izany
"tsy misy olona afaka manazava ny heviny"
# ianao dia afaka manazava izany
"afaka manazava ny heviny ianao"
# Tsy ato amiko izany
"Tsy izaho ilay afaka manazava ny hevitr'izany"
# Andriamanitra no hamaly an'i Farao araka izay sitrany
"Hanome valin-teny mahafapo an'i Farao Andriamanitra"