plt_tn/gen/37/01.md

28 lines
831 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay tany izay nitoeran'ny rainy (...) tao amin'ny tany Kanana
"tany amin'ny tany Kanana izay nitoeran'ny rainy"
# Izao ny tranga mahakasika an'i Jakoba
Izany fehezanteny izany dia mampiditra ny tantaran'ireo zanak'i Jakoba ao amin'ny Genesisy 37:1-50:26. Eto "Jakoba" dia ilazana ny fianakaviana manontolo. DH: "Tantaran'ny fianakavian'i Jakoba izany"
# fito ambin'ny folo taona
"17 taona"
# Bila
Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 29:28.
# Zilpa
Anaran'ny mpanompo vavin'i Lea izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 29:23.
# ireo vadi... = ireo vady
"vaditsindrano" (UDB).Ireo vehivavy ireo dia mpanompo vavin'i Lea sy Rahely izay nomena an'i Jakoba hamokarany zaza.
# tatitra ratsy momba azy ireo
"tatitra ratsy momba ireo rahalahiny"