plt_tn/gen/36/40.md

20 lines
731 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo lehiben'ireo foko
"ireo mpitarika ireo foko"
# araka ireo foko sy ny faritr'izy ireo, tamin'ny anaran'izy ireo
Ireo foko sy ireo faritra dia nampitondraina ireo mpitarika ireo foko.Ho an'ny fandikan-teny mazava kokoa dia jereo ny UDB. DH: "Ny anaran'ireo foko sy ireo faritra izay nonenan'izy ireo dia nampitondraina ny anaran'izy ireo." Anaran'izy ireo izany."
# Timna, Alva, Jeteta, Oholibama, Elaha, Pinona, Kenaza, Temana, Mibzara, Magdiela, ary Irama
Anaram-bondron'olona izany.
# ireo fonenany
"toeram-ponenana" na "ny toerana izay nonenan'izy ireo"
# Esao izany
Izany dia fitanisana an'ny lisitry Esao, izany hoe ny lisitry ireo taranak'i Esao iray manontolo. DH: " izany dia lisitry ireo taranak'i Esao"